Iza no tokony hiova ?

2012-08-10 @ 08:47 in Ankapobeny

Hoy Razandry rehefa niverina avy namonjy ny 2ème round tatsy Seychelles hoe "Tena mbola tsy miova mihitsy ilay rangahy iny ary tsy hiova mandrakizay". Ary ianao ve mba efa niova ?

Tae kwon do

2007-09-08 @ 04:07 in Ankapobeny

Valalanina ihany ny tena mahita ny zavatra tahak'izao.

 

Hira ho an'ny tantara romantika

2007-08-24 @ 14:02 in Ankapobeny

Tsy vaovao @ ireo namana mpankafy tantara isaky ny Asabotsy alina tao @ RNM ity hira ity. Fa ny mahagaga ahy @ izy ity dia mbola tsy naheno azy manontolo mihitsy aho tao @ radio, fa dia ny ampahany kely foana.

Rehefa ity hira ity no ampihaingoana ilay tantara dia i Solofo Jose foana no role. Somary victime foana izy aloha eo am-panombohana na mandritra ny antasaky ny tantara, dia somary mifamahofaho kely eo, dia tafavoaka ihany @ farany. Fa ny mampilay azy rehefa @ io farany io dia tsy misy ny fitanana am-po.

Dia mazotoa mankafy e. 

 

 

 

 A Whiter Shade Of Pale 

 We skipped the light fandango
Turned cartwheels 'cross the floor
I was feeling kinda seasick
But the crowd called out for more
The room was humming harder
As the ceiling flew away
When we called out for another drink
The waiter brought a tray

And so it was that later
As the miller told his tale
That her face, at first just ghostly,
Turned a whiter shade of pale

She said, 'There is no reason
And the truth is plain to see.'
But I wandered through my playing cards
And would not let her be
One of sixteen vestal virgins
Who were leaving for the coast
And although my eyes were open
They might have just as well've been closed

 

 

Comment retenir un nom d'une personne

2007-08-17 @ 15:02 in Ankapobeny

Dale Carnegie dans son livre "Comment se faire des amis" insiste sur l'importance du nom d'une personne. Outre la bonne prononciation, il avance qu'il est aussi tres important de se SOUVENIR du nom. Le nom d'une personne est ce qu'il y a de plus doux à ses oreilles.

Utilisez les principes I.R.O. pour vous aider à retenir le nom d'une personne :

  • Impression (Comment est-elle?)
  • Repetition (Repeter 5 fois son nom)
  • Occupation (Qu'est-ce qu'elle fait?)

Tonga soa tovokely!

2007-08-17 @ 14:13 in Ankapobeny

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.

 

calendar
« juillet 2022 »
di lu ma me je ve sa
          1 2
3 4 5 6 7 8 9
10 11 12 13 14 15 16
17 18 19 20 21 22 23
24 25 26 27 28 29 30
31            
Catégories
Liens
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox